Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 30

7 Mar 2025

Anaka, aza manahy na inona na inona ; efa nomaniko daholo ary karakaraiko ny zavatra rehetra. Aza mitsahatra mankasitraka sy miravoravo rehefa mahita ny Asako. Miara-miditra daholo isika ao amin’ilay Tany Vaovao, Eglizy Vaovao, miaraka amin’ireo olona vaovao izay manana fo vaovao, havaozin’ny Fitiavana tsy an-kiato.

image