Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 29

8 Sep 2024

Anaka, Tiako ianao ! Tiako ianao ! Tiako ianao ! Ireo teny ireo dia tokony ho voasoratra ao anatin’ny fanahinao, fonao sy ny sainao, izany hoe ao anatin’ny tenanao manontolo. Manaike ho Tiaviko, Izaho ilay Tomponao. Rehefa mia-manaiky ny hotiavina ianao dia mia-mitoetra ao aminao ny Fitiavako…dia mia-tonga Fitiavana ianao.

image