Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 17

6 Nov 2025

Anaka, avelao ny Fitiavana no hiahy anao, ary apetrao ao amin’ny Famindram-pon’ny Ray ireo zavatra izay tsy tianao rehetra, na avy aminao na avy amin’ny olona hafa. Kely loatra ianao ka tsy afaka ny hanova ny tenanao, vao mainka moa hanova ny hafa : ny Fitiavana dia afaka manova sy manadio ny zavatra rehetra.

image