Toko 1, Hafatra 16
17 Des 2025
Anaka, aza manahy, nahita sitraka teo imasoko ianao. Miaraka aminao mandrakariva Aho. Raha te hampifaly bebekokoa Ahy ianao dia aoka ianao ho lasa miha bitika, ary mitsofoa ao anatinao lalina: ao no misy Ahy, ao koa no hafantaranao ny fahosanao sy ireo fetranao. Ao koa no mitoetra ny fanetre-tena sy ireo toetra tsara izay napetrako ao aminao tamin’ny Bateminao.