Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 12

16 Mey 2025

Anaka, tiako ny hasambatra anao, ny iainanao tsara ao anatinao, kanefa mialohan’izany dia tokony ekenao ny ho tiavina. Te hamihina anao eo an-tsandriko Aho, te hanasitrana ny ferinao Aho, te hisafosafo anao Aho, te hanadio anao Aho raha ilaina. Tiako hatsapa ny Fitiavako ianao.

image