Toko 1, Hafatra 3
18 Nov 2026
Anaka, manaiky ve ianao ho Ahy ilay tsy miaina afa tsy ho Ahy? Ilay mandà ny fahafinaretany, ny endriny tiany hijeren’ny olona azy, ny lazany, ary indrindra ireo fihevitrao? Valio Aho !