Toko 1, Hafatra 3
15 Jan 2026
Anaka, ny fiainanao amin’izao fotoana izao dia ny fiainana tsara indrindra ho anao anio ; ny rahampitso kosa dia zavatra hafa. Tantànako ny dianao. Matokisa Ahy satria tiako ianao.