Toko 1, Hafatra 2
7 Jol 2025
Ry zanako malala, apetrao aty amiko ny enta-mavesatrao sy ireo fahasahirananao rehetra mba hatonganao ho Ahy tanteraka. Miankìna tanteraka Amiko ianao.