Toko 1, Hafatra 168
15 Feb 2025
Anaka, ao anatin’ny fonao no tiako atao Fonenako, tahaka ny faniriako ny honenanao mandrakariva ao anatin’ny Foko… Maniry ny hanomboka fanekem-pihavanana vaovao miaraka aminao Aho. Tiako ho vadiana ny Fanahinao.