DIFFUSION EN DIRECT
Tous les Mardis, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HNE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Tsoahiko eo aminao daholo izany enta-mavesatrao

1C_34: R’ilay Bitikako, Fifaliana lehibe ho Ahy ny mamihina anao eo amin’ny Foko. Raisiko ho aty amiko avokoa izay mavesatra loatra ho anao, tahaka : ny harerahanao, ireo adi-tsainao, ireo tebitebinao, ireo ahiahinao sy ireo tsy fahalavorarianao fahiny. Tsoahiko eo aminao daholo izany enta-mavesatrao rehetra izany, izay manakana anao tsy ho Ahy tanteraka. Fenoiko ny Fitiavako, ny Fifaliako sy ny Fiadanako ny toerana nialan’ireo.

Tokony hanaiky hotantànako bebekokoa ianao

2A_28: Ry voafidiko, tokony hanaiky hotantànako bebekokoa ianao. Noho izany, dia mila mihaino Ahy bebekokoa hatrany ianao. Rehefa mivavaka ianao na midera, dia aoka hisy fotoana lavalava izay hanginanao mba hiainonao tanteraka ny Tomponao.

Ny fanoloranao ireo tranga rehetra izay manelingelina anao

1E_01: Anaka, ny fanoloranao ireo tranga rehetra izay manelingelina anao, na manakorontana anao mihitsy, anie hitondra fahasoavana ho an’ireo fo izay misy ratra vokatr’ireo fifandirana avy amin’ny tontolon’ny fahandraharana sy avy amin’ny hafa. Arak’izany, enga anie ireo fo maratra ho afaka misokatra handray ny Fitiavana izay harotsaky ny Ray ao amin’izy ireo.

Efa eo amin’ny andàlan

1E_05: Anaka, efa eo amin’ny andàlan’ny fiovana lehibe ianao, izay mitondra anao amin’ny fahamasinana ; mila mahay miaina ao anatin’ny tsy firaiketam-po ianao. Isaky ny manapaka fatotra ny Ray, iaina alahelo ianao, iaina karazam-pahafatesana fa izany no hanampy anao handroso.

Dia afaka mifandray amin’ireo Fanahy

3A_04: Anaka, amin’ny alalan’ny « eny » izay omenao Ahy tsy tapaka, dia afaka mifandray amin’ireo Fanahy maro eran-tany, amin’ny fotoana rehetra Aho. Sarobidy Amiko, izay Andriamanitrao, ianao. Mirehi-pitiavana ho anao ny Foko. Ahy ianao, ary anao Aho. Tiako loatra ianao.

Raha vao mahatsapa fahoriana ianao dia tonga dia atolory Ahy

3A_13: Ry raozy kely malalako, raha vao mahatsapa fahoriana ianao dia tonga dia atolory Ahy ; ho hitanao fa maivana ny jiogako. Aza matahotra. Miaraka aminao mandrakariva Aho. Nahita sitraka teo imasoko ianao. Mandrotsaka onjam-pitiavana aminao sy ao anatinao Aho, raha vao raisinao ny Fitiavana. Avy amin’izany no hatonga anao ho « Fitiavana ». Tena tiako ianao.

Ireo vavaka fanelanelànanao

1B_33: R’ilay Bitikako, ireo « Eny » izay atolotrao Ahy sy ireo vavaka fanelanelànanao, indrindra ireo vavaka izay ampandalovina amin’i Maria, Reniko tena Masina dia manandanja be tsy araka ny fihevitrao. Raha lehibe ny finoanao rehefa mivavaka Amiko ianao, dia ho afaka manatanteraka bebekokoa Aho. Angataho Amiko ny hampitomboiko ny finoanao !

Mandray ny fijalianao

3B_25: Ry zanaka kely, Izaho Jesoa no tonga mandray ny fijalianao rehetra ka hakambako amin’ny fijaliako dia atolotro ny Raiko. Ny Ray no handray ny fijalianao rehetra ao anatin’ny halehiben’ny famindram-pony ary ho avadiny Fahasoavana sy tso-drano maro ho anao sy ireo izay mijaly toa anao fa tsy mba nanana tombony tahaka anao mahafantatra sy mametraka ny fahatokisany Amiko.

Raiso ireo tondram-pahasoavana

1D_12: R’ilay Bitikako, avia miantsampy eo an-tsandriko. Apetrao eo amin’ny Foko ny fonao… Raiso ireo tondram-pahasoavana sy Fitiavana izay atosaky ny Ray ao aminao amin’izao fotoana izao ! Ekeo tanteraka ireny ; ao no hahitanao fiarovana izay tadiavinao.

Izay miendrika sedra

1E_02: Anaka, izay miendrika sedra dia loharanom-pahasoavana mandrakariva sy tso-drano ho an’ireo izay manaiky ireny sedra ireny. Ekeo ny miaina an’izy ireny rehefa avy apetrakao tanteraka eo am-pelatànan’ny Ray ireny sedra ireny. Tiako tokoa ianao.

Misoratra anarana ao amin’ny fampahalalam-baovao hahazoana vaovao farany

Afeno ny fampiharana vaovao

iphone icone402x
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

20 July 2023
1E_02: Anaka, izay miendrika sedra dia loharanom-pahasoavana mandrakariva sy tso-drano ho an’ireo izay manaiky ireny sedra ireny. Ekeo ny miaina an’izy ireny rehefa avy apetrakao tanteraka eo am-pelatànan’ny Ray ireny sedra ireny. Tiako tokoa ianao.
bitmap-2

An improved user experience

Download our application now

bitmap-3
mobile-bitmap-3
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3

  • Je vous abreuverai
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/1-Je-vous-abreverai.mp3

  • Je te salue Marie
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/2-Je-te-salue-Marie.mp3

  • La nacelle
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//11-La-nacelle.mp3

  • En ta volonte
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//12-En-ta-volonte.mp3

  • Gloire a toi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//13-Gloire-a-toi.mp3

  • Reste avec moi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//14-Reste-avec-moi.mp3

  • Le chant des petits
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//15-Le-chant-des-petits.mp3

  • Je te protege
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//16-Je-te-protege.mp3

  • Tu es celui qui est
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//17-Tu-es-celui-qui-est.mp3

  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//2-Je-te-salue-Marie.mp3

  • Conduis-moi sur tes chemins
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//4-Conduis-moi-sur-tes-chemins-inst.mp3

  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//4-Conduis-moi-sur-tes-chemins.mp3

  • En attente
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//5-En-attente.mp3

  • Je t'aime Seigneur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//6-Je-t-aime-Seigneur.mp3

  • Admirable Joseph
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//7-Admirable-Joseph.mp3

  • La Croix
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//8-La-croix.mp3

  • La porte de mon coeur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//9-La-porte-de-mon-coeur.mp3

  • Je vis au fond de toi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//Je_vis_au_fond_de_toi.mp3

  • Relevez la tête
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM1_15.mp3

  • Vous Me verrez
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM1_16.mp3

  • Le Paraclet
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_01.mp3

  • Marie Nous Appelle
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_02.mp3

  • Je suis tout petit
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_03.mp3

  • Le voilier blanc
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_04.mp3

  • Ouvre ton coeur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_05.mp3

  • Ouvre ton coeur (message)
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_06.mp3

  • Le fils prodigue
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_07.mp3

  • Message 117, vol. 1 1
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_08.mp3

  • Que Ta Volonté soit faite
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_09.mp3

  • Notre Père
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_10.mp3

  • Mon Coeur blessé
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_11.mp3

  • Adoration
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_15.mp3

  • Un peu de temps
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_16.mp3

  • Jésus te demande
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_01.mp3

  • Pour que l'Amour règne
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_02.mp3

  • Joie pour les coeurs
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_03.mp3

  • Je Te dis «oui»
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_04.mp3

  • L'Amour m'aime
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_05.mp3

  • Douce Maman
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_06.mp3

  • Brebis bien-aimée
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_08.mp3

  • L'amour a besoin d'être aimé
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_09.mp3

  • Ce qui se perd du dehors
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_10.mp3

  • En Toi je respire
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_11.mp3

  • Il est vivant
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_13.mp3

  • Chantons l'Amour
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_14.mp3