3A_37: Ry bitikako, n’inoninona ataonao dia miaraka aminao Aho. Mitoera eo amiko, avelao Aho izay Andriamanitrao hitarika anao. Atolory Ahy daholo ny zavatra rehetra dia ho olona afaka hifandray am-po Amiko ianao. Tiako ianao.
Zavatra rehetra dia ho olona afaka
![](https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/08/3A_37_mg.jpg)