1E_16: Anaka, raha mba fantatrao, ô ! raha mba fantatr’izao tontolo izao ny Fitiavana, ny Hafaliana sy ny Fiadanana izay miandry azy ireo, raha mitady ireo harena any An-danitra izy ! Dia hitodika any amin’ireo harena ireo ny atao rehetra fa tsy amin’ny harena eto an-tany, izay marivo no tsy maharitra. Ho sambatra ianao manomboka manandrana ny Fitiavana !
Raha mba fantatr’izao tontolo izao
![](https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/08/1E_16_mg.jpg)