1D_27: Anaka, raiso ireo fahasoavana feno izay alefan’ny Ray ho anao amin’izao fotoana izao. Na dia tsy fantatrao aza, dia misy fiovana be maro tanteraka ao anatinao. Eo amin’ny làlam-be izay mitondra anao eo amin’ny Fitiavana ianao.