1A_38: Anaka, manaike tiavina, manaike fenoiko ny Fitiavako. Tiako hovana amin’ny alalan’ny Fitiavana ianao. Amin’izay fotoana izay ihany, no afaka hanatanteraka ny asa nankiniko taminao eto an-tany ianao. Manaike havaozin’ny Afon’ny Fitiavako. Mila anao aho.