DIFFUSION EN DIRECT
Tous les Mardis, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HNE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Hamirapiratra Fahamasinana ianao

1A_19: Anaka, aoka hamirapiratra Fahamasinana ianao ary rehefa eo anatrehanao ny olona, dia hiova izy ireo, tsy vokatr’izay ho lazainao akory, fa noho ny tenanao fotsiny. Ekenao ve no ho fitaovana toy izany ?

Manao ahoana no tokony ho fitondran-tenanao manoloana ny fijaliana

3B_01: Anaka, raha te halala hoe manao ahoana no tokony ho fitondran-tenanao manoloana ny fijaliana, dia banjino ny fitondran-tenako: moa ve nihemotra Aho? Moa ve niezaka nampihena azy Aho ? na niezaka nanova ny fihetsiky ny hafa ? noraisiko ny fijaliana dia niainako tanteraka, mba ahafako manantanteraka antsakany sy andavany ny iraka nankinina Tamiko irery. Amin’izany ohatra izany no tokony alainao tahaka mba iainanao tsara ny irakao. Manaike ho tantànana amin’ny fidirana ao anatin’izany tontolo vaovao izany. Tiako ianao.

Hahitanao Fiadanana sy Fifaliana

1F_02: Anaka, miverèna manovo ao amin’ny loharanon’ny Fitiavana. Ao ihany no hahitanao Fiadanana sy Fifaliana… Omeo Ahy ireo adi-tsainao… Ny ilaivako anao, dia ny mba hanaikenao ho tiavina ary mba handray ny Fitiavako.

Izaho izay loharanon’iza

1A_30: Anaka, ho an’ny voninkazo, na misy rivotra, na misy orana na masoandro, ny zava-dehibe dia ny hifikirany tsara amin’ny tahony ; ianao, io voninkazo io izay miaina fotoam-pifaliana, fotoam-pahoriana, fotoan-tsarotra. Ny zava-dehibe dia ny mba hampiray anao Amiko tsara, Izaho izay loharanon’izay ilainao rehetra mba handraisanao sy hanatanterahanao ny iraka izay nankiniko taminao.

Ny Fitiavana no afaka manao

1B_10: R’ilay Bitikako, tohizo ny mamerina miteny Amiko ireo « ENY-NAO » amin’ny antsipirihan’ny fiainanao. Fantaro fa raha ianao irery ihany dia tsy havita na inona na inona ianao. Ny Fitiavana no afaka manao ny zavatra rehetra, ny Fitiavana no nandray anao tamin’ny toerana nisy anao : tahaka an’i Davida mpandroaka ondry izay voahosotra ho Mpanjaka. Tiako atao ho andry iankinan’ny Egliziko ianao.

Ilay Fitiavana ao anatinao

1F_32: Anaka, ilay Fitiavana ao anatinao, izay tsy hitanao maso, izay tsy tsapanao foana dia tena miasa tsara tokoa. Hanova tanteraka ny tenanao izy, hanadio azy, mba hatonganao zana-tsipika tsy manan-tsahala, izay afaka hanatrobaka ireo izay tena mafy fo. Miaraka aminao dia te hisaotra an’i Ray Aho satria tonga « Fitiavana » ianao.

Ho anao izay nofidiana talohan’ny

3A_10: Ry zanaka malalan’ny Ray, ho anao izay nofidiana talohan’ny nahariana anao mba iaina izay fiainanao hiatomboka androany dia androany, dia hangatahana ianao hanome sy hamerina hanome ny « ENY-NAO » feno sy tsy misy fepetra amin’ny Sitrapon’ny Ray, mba ho tanteraka ao aminao ny Planiny.

Isaky ny manaiky

1E_33: Anaka, isaky ny manaiky hampandefitra ny sitraponao ianao, dia manome toerana bebekoa ny Sitrapoko, dia avy amin’ny alalan’izany no hatanteraka hatrany tsikelikely ny Sitrapoko amin’ny alalanao. Fitiavako ianao. Mba tiako ianao !

3A_29: Ry bitikako, efa hatramin’izay no voafidy ianao ho tonga olon’ny Fitiavana… ary hizara io Fitiavana io amin’ny hafa. Ry zanaky ny Foko, raisiko ny enta-mavesatrao, fenoiko ny Fitiavako ianao. Tendrement, tiako ianao, follement tiako ianao, Tiako ianao.

Aoka hiaino Ahy bebe kokoa ianao

2A_12: Ry bitikako, aoka hiaino Ahy bebe kokoa ianao ; ho tsapanao fa eo akaikinao bebe kokoa aho. Tiako ho Ahy tanteraka ianao. Ny tena manadanja indrindra dia ny fanaikenao hovana, ary ny hanomezanao Ahy tsy tapaka ny fanaikenao, ary ny fihaikenao mandrakariva fa kely ianao sy tiako.

Misoratra anarana ao amin’ny fampahalalam-baovao hahazoana vaovao farany

Afeno ny fampiharana vaovao

iphone icone402x
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

28 March 2023
2A_12: Ry bitikako, aoka hiaino Ahy bebe kokoa ianao ; ho tsapanao fa eo akaikinao bebe kokoa aho. Tiako ho Ahy tanteraka ianao. Ny tena manadanja indrindra dia ny fanaikenao hovana, ary ny hanomezanao Ahy tsy tapaka ny fanaikenao, ary ny fihaikenao mandrakariva fa kely ianao sy tiako.
bitmap-2

An improved user experience

Download our application now

bitmap-3
mobile-bitmap-3
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3

  • Je vous abreuverai
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/1-Je-vous-abreverai.mp3

  • Je te salue Marie
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/2-Je-te-salue-Marie.mp3

  • La nacelle
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//11-La-nacelle.mp3

  • En ta volonte
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//12-En-ta-volonte.mp3

  • Gloire a toi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//13-Gloire-a-toi.mp3

  • Reste avec moi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//14-Reste-avec-moi.mp3

  • Le chant des petits
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//15-Le-chant-des-petits.mp3

  • Je te protege
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//16-Je-te-protege.mp3

  • Tu es celui qui est
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//17-Tu-es-celui-qui-est.mp3

  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//2-Je-te-salue-Marie.mp3

  • Conduis-moi sur tes chemins
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//4-Conduis-moi-sur-tes-chemins-inst.mp3

  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//4-Conduis-moi-sur-tes-chemins.mp3

  • En attente
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//5-En-attente.mp3

  • Je t'aime Seigneur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//6-Je-t-aime-Seigneur.mp3

  • Admirable Joseph
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//7-Admirable-Joseph.mp3

  • La Croix
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//8-La-croix.mp3

  • La porte de mon coeur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//9-La-porte-de-mon-coeur.mp3

  • Je vis au fond de toi
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/06/cover-album3-2016-1.png
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//Je_vis_au_fond_de_toi.mp3

  • Relevez la tête
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM1_15.mp3

  • Vous Me verrez
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM1_16.mp3

  • Le Paraclet
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_01.mp3

  • Marie Nous Appelle
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_02.mp3

  • Je suis tout petit
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_03.mp3

  • Le voilier blanc
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_04.mp3

  • Ouvre ton coeur
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_05.mp3

  • Ouvre ton coeur (message)
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_06.mp3

  • Le fils prodigue
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_07.mp3

  • Message 117, vol. 1 1
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_08.mp3

  • Que Ta Volonté soit faite
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_09.mp3

  • Notre Père
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_10.mp3

  • Mon Coeur blessé
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_11.mp3

  • Adoration
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_15.mp3

  • Un peu de temps
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/22pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis.-jésus22-volume-2.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//CD_PBM2_16.mp3

  • Jésus te demande
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_01.mp3

  • Pour que l'Amour règne
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_02.mp3

  • Joie pour les coeurs
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_03.mp3

  • Je Te dis «oui»
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_04.mp3

  • L'Amour m'aime
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_05.mp3

  • Douce Maman
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_06.mp3

  • Brebis bien-aimée
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_08.mp3

  • L'amour a besoin d'être aimé
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_09.mp3

  • Ce qui se perd du dehors
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_10.mp3

  • En Toi je respire
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_11.mp3

  • Il est vivant
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_13.mp3

  • Chantons l'Amour
  • Les Choisis de Jésus
  • https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/05/pour-le-bonheur-des-miens-mes-choisis-jésus-volume-1.jpg
  • Catégorie 1
  • https://www.fcdj.org//wp-content/uploads/2019/05//cd_pbm1_14.mp3